plt_tn/rev/11/08.md

587 B

ny fatin'izy ireo

Izany dia maneho ny fatin'ireo vavolombelona anankiroa.

eny amin'ny lalan'ny tanàn-dehibe

Ny tanàna dia misy lalana mihoatra ny iray. Toeran'ny olon-drehetra izay afaka hahitan'ny olona azy ireo. DH: "amin'ny lalana iray ao amin'ny tanàn-dehibe" na "eny amin'ny lalam-ben'ny tanàn-dehibe"

telo andro sy tapany

"3 andro manontolo sy tapak'andro" na "3,5 andro" na 3 sy 1/2 andro"

ny Tompon'izy ireo

Nanompo ny Tompo izy ireo, ary ho faty toa Azy ao amin'io tanàna io.

Tsy ho avelan'izy ireo hapetraka ao am-pasana ireo

Marika tsy fanajana izany.