# ny fatin'izy ireo Izany dia maneho ny fatin'ireo vavolombelona anankiroa. # eny amin'ny lalan'ny tanàn-dehibe Ny tanàna dia misy lalana mihoatra ny iray. Toeran'ny olon-drehetra izay afaka hahitan'ny olona azy ireo. DH: "amin'ny lalana iray ao amin'ny tanàn-dehibe" na "eny amin'ny lalam-ben'ny tanàn-dehibe" # telo andro sy tapany "3 andro manontolo sy tapak'andro" na "3,5 andro" na 3 sy 1/2 andro" # ny Tompon'izy ireo Nanompo ny Tompo izy ireo, ary ho faty toa Azy ao amin'io tanàna io. # Tsy ho avelan'izy ireo hapetraka ao am-pasana ireo Marika tsy fanajana izany.