plt_tn/rev/10/08.md

24 lines
613 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia nandre ilay feo avy any an-danitra, izay reny tao amin'ny 10:3, dia niteny taminy indray.
# Ilay feo izay reko avy any an-danitra
Ny teny hoe: "feo" dia maneho an'ilay miteny. DH: "Ilay iray izay reko niteny avy an-danitra" na "Ilay iray izay niteny tamiko avy any an-danitra"
# aho
Ny hoe: "aho" dia manondro an'i Jaona.
# Hoy izy tamiko
"Hoy ilay anjely tamiko"
# mangidy
"marikivy." Izany dia maneho ny tsiro ratsy avy ao an-kibo aorian'ny fihinanana zavatra izay tsy tsara.
# ho mamy tahaka ny tantely izany
"ho mamy tahaka ny tantely ny tsiron'izany"