plt_tn/rev/10/08.md

613 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia nandre ilay feo avy any an-danitra, izay reny tao amin'ny 10:3, dia niteny taminy indray.

Ilay feo izay reko avy any an-danitra

Ny teny hoe: "feo" dia maneho an'ilay miteny. DH: "Ilay iray izay reko niteny avy an-danitra" na "Ilay iray izay niteny tamiko avy any an-danitra"

aho

Ny hoe: "aho" dia manondro an'i Jaona.

Hoy izy tamiko

"Hoy ilay anjely tamiko"

mangidy

"marikivy." Izany dia maneho ny tsiro ratsy avy ao an-kibo aorian'ny fihinanana zavatra izay tsy tsara.

ho mamy tahaka ny tantely izany

"ho mamy tahaka ny tantely ny tsiron'izany"