plt_tn/rev/09/10.md

24 lines
950 B
Markdown

# Nanana rambo nisy fanindromana toy ny maingoka izy ireo
Ny teny hoe: "Izy ireo" dia maneho an'ireo valala.
# nisy fanindromana toy ny maingoka
Ny maingoka dia biby kely izay manana fanindromana manapoizina eo amin'ny rambony. Ilay tsindrona dia mahatonga fanaintainana mafy na fahafatesana mihitsy aza.
# ao amin'ny rambon'izy ireo no misy ny hery hanimba ny olona mandritra ny dimy volana
Ireo mety ho dikany: 1) Manana hery hamely ny olona mandritra ny dimy volana izy ireo na 2) afaka manindrona ary mahatonga ny olona manaintaina mafy mandritra ny dimy volana izy ireo.
# ilay lavaka tsy hita noanoa
Lavaka lalina sy tery. Ireo mety ho dikany 1) ny lava-drano dia tsy misy fiafarana; fa miha-midina lalina mandrakizay na 2) lalina tokoa ny lava-drano toy ny hoe tsy misy fiafarana izany.
# Abadona ... Apolyona
Ireo anarana roa ireo dia midika "fahapotehana."
# mbola hisy loza roa ho avy
Ny ho avy dia resahina toy ny hoe ho tonga.