plt_tn/rev/09/01.md

724 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ny anjely fahadimy amin'ireo anjely fito dia manomboka mitsoka ny trompetrany.

Nahita kintana avy any an-danitra aho izay nianjera

Jaona dia nahita ilay kintana rehefa avy nilatsaka izany. Tsy nahita izany nianjera izy.

ny fanalahidin'ilay lavaka tsy hita noanoa

"ny fanalahidy izay mamoha ny lavaka tsy hita noanoa"

ilay lavaka tsy hita noanoa

Ireo mety ho dikany: 1) "lavaka" dia fomba iray hafa hanehoana ny lava-drano ary mamaritra izany ho lava sy tery, na 2) "lavaka" izay maneho ny vavan'ny lava-drano.

toy ny setroka avy amin'ny lafaoro lehibe

Lafaoro lehibe izay mamoaka setroka be matevina, sy mainty. DH: "tahaka ny setroka be izay avy amin'ny lafaoro lehibe"