# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ny anjely fahadimy amin'ireo anjely fito dia manomboka mitsoka ny trompetrany. # Nahita kintana avy any an-danitra aho izay nianjera Jaona dia nahita ilay kintana rehefa avy nilatsaka izany. Tsy nahita izany nianjera izy. # ny fanalahidin'ilay lavaka tsy hita noanoa "ny fanalahidy izay mamoha ny lavaka tsy hita noanoa" # ilay lavaka tsy hita noanoa Ireo mety ho dikany: 1) "lavaka" dia fomba iray hafa hanehoana ny lava-drano ary mamaritra izany ho lava sy tery, na 2) "lavaka" izay maneho ny vavan'ny lava-drano. # toy ny setroka avy amin'ny lafaoro lehibe Lafaoro lehibe izay mamoaka setroka be matevina, sy mainty. DH: "tahaka ny setroka be izay avy amin'ny lafaoro lehibe"