plt_tn/rev/08/12.md

657 B

ary niova ny ampahatelon'ny masoandro

Ny zavatra ratsy izay mitranga amin'ny masoandro dia resahina toy ny hoe: mamely izany. DH: "Andriamanitra nanova ny ampahatelon'ny masoandro"

Noho izany dia lasa mainty ny ampahatelon'ireo

Ireo mety ho dikany: 1) "ny ampahatelon'ny andro dia niha-maizina izy ireo" na 2) "ny ampahatelon'ny masoandro, ny ampahatelon'ny volana, ary ny ampahatelon'ireo kintana dia niha-maizina"

tsy nisy hazavana ny ampahatelon'ny andro sy ny ampahatelon'ny alina.

"tsy nisy hazavana nandritra ny ampahatelon'ny andro sy ny ampahatelon'ny alina" na "tsy niposaka nandritra ny ampahatelon'ny andro sy ny ampahatelon'ny alina"