forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
657 B
Markdown
12 lines
657 B
Markdown
|
# ary niova ny ampahatelon'ny masoandro
|
||
|
|
||
|
Ny zavatra ratsy izay mitranga amin'ny masoandro dia resahina toy ny hoe: mamely izany. DH: "Andriamanitra nanova ny ampahatelon'ny masoandro"
|
||
|
|
||
|
# Noho izany dia lasa mainty ny ampahatelon'ireo
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho dikany: 1) "ny ampahatelon'ny andro dia niha-maizina izy ireo" na 2) "ny ampahatelon'ny masoandro, ny ampahatelon'ny volana, ary ny ampahatelon'ireo kintana dia niha-maizina"
|
||
|
|
||
|
# tsy nisy hazavana ny ampahatelon'ny andro sy ny ampahatelon'ny alina.
|
||
|
|
||
|
"tsy nisy hazavana nandritra ny ampahatelon'ny andro sy ny ampahatelon'ny alina" na "tsy niposaka nandritra ny ampahatelon'ny andro sy ny ampahatelon'ny alina"
|