plt_tn/rev/08/08.md

827 B

ilay anjely faharoa

"Ny anjely manaraka" na "Ilay anjely laharana faharoa"

zavatra toy ny tendrombohitra lehibe nirehitr'afo natsipy

Afaka atao hoe: "ilay anjely nanipy zavatra toy ny tendrombohitra lehibe nirehitr'afo"

Lasa rà ny ampahatelon'ny ranomasina

"Toy ny hoe nizara ampahany telo izany ny ranomasina, ary ny iray amin'ireo ampahany ireo dia lasa rà"

Lasa rà

Ireo mety ho dikany: 1) "tonga mena tahaka ny rà" na 2) tena lasa rà.

maty ny ampahatelon'ny zava-manan'aina tao an-dranomasina

"Toy ny hoe nizara vondrona telo ny zava-manan'aina rehetra tao an-dranomasina, ary ny zava-manan'aina rehetra tao amin'ny vondrona iray dia maty avokoa."

ny zava-manan'aina tao an-dranomasina

"ireo zavatra miaina ao anaty ranomasina" na "ireo hazan-drano sy biby hafa izay miaina ao anaty ranomasina"