# ilay anjely faharoa "Ny anjely manaraka" na "Ilay anjely laharana faharoa" # zavatra toy ny tendrombohitra lehibe nirehitr'afo natsipy Afaka atao hoe: "ilay anjely nanipy zavatra toy ny tendrombohitra lehibe nirehitr'afo" # Lasa rà ny ampahatelon'ny ranomasina "Toy ny hoe nizara ampahany telo izany ny ranomasina, ary ny iray amin'ireo ampahany ireo dia lasa rà" # Lasa rà Ireo mety ho dikany: 1) "tonga mena tahaka ny rà" na 2) tena lasa rà. # maty ny ampahatelon'ny zava-manan'aina tao an-dranomasina "Toy ny hoe nizara vondrona telo ny zava-manan'aina rehetra tao an-dranomasina, ary ny zava-manan'aina rehetra tao amin'ny vondrona iray dia maty avokoa." # ny zava-manan'aina tao an-dranomasina "ireo zavatra miaina ao anaty ranomasina" na "ireo hazan-drano sy biby hafa izay miaina ao anaty ranomasina"