plt_tn/rev/07/11.md

902 B

ny zava-manan-aina efatra

Ireo zava-manan'aina efatra izay voatonona ao amin'ny 4:6 ireo.

nampiankohoka ny tavan'izy ireo

Niankohoka tamin'ny tany izy ireo

Dera, voninahitra ... ho an'Andriamanitsika

"Mendrika ny fiderana rehetra, ny voninahitra, ny fahendrena, ny fisaorana, ny haja, ny hery, ary ny tanjaka ny Andriamanitsika"

Ny dera, ny voninahitra ... ny fisaorana ... ny haja ... ho an'Andriamanitsika

Ny hoe: "manolotra" dia afaka ampiasaina eto mba hampisehoana hoe tahaka ny ahoana ny dera, voninahitra, ary ny haja "ho an' " Andriamanitra. DH: "Tsy maintsy manolotra dera, voninahitra, fisaorana, ary haja ho an'Andriamanitsika isika"

fahendrena, ... fahefana, ary ny hery ... ho an'Andriamanitsika

"Ny Andriamanitsika dia manana ny fahendrena, ny fahefana, ary ny hery rehetra"

mandrakizay doria

Manamafy ireo teny roa ireo fa tsy ho tapitra mandrakizay ny fiderana.