plt_tn/rev/07/11.md

24 lines
902 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny zava-manan-aina efatra
Ireo zava-manan'aina efatra izay voatonona ao amin'ny 4:6 ireo.
# nampiankohoka ny tavan'izy ireo
Niankohoka tamin'ny tany izy ireo
# Dera, voninahitra ... ho an'Andriamanitsika
"Mendrika ny fiderana rehetra, ny voninahitra, ny fahendrena, ny fisaorana, ny haja, ny hery, ary ny tanjaka ny Andriamanitsika"
# Ny dera, ny voninahitra ... ny fisaorana ... ny haja ... ho an'Andriamanitsika
Ny hoe: "manolotra" dia afaka ampiasaina eto mba hampisehoana hoe tahaka ny ahoana ny dera, voninahitra, ary ny haja "ho an' " Andriamanitra. DH: "Tsy maintsy manolotra dera, voninahitra, fisaorana, ary haja ho an'Andriamanitsika isika"
# fahendrena, ... fahefana, ary ny hery ... ho an'Andriamanitsika
"Ny Andriamanitsika dia manana ny fahendrena, ny fahefana, ary ny hery rehetra"
# mandrakizay doria
Manamafy ireo teny roa ireo fa tsy ho tapitra mandrakizay ny fiderana.