plt_tn/rev/06/03.md

566 B

ny tombo-kase faharoa

"ny tombo-kase manaraka" na "ny tombo-kase laharana faharoa"

ny zava-manan'aina faharoa

" ny zava-manan'aina manaraka" na " ny zava-manan'aina laharana faharoa"

mirehitra mena

"mirehitra mena tahaka ny afo" na "namiratra mena"

Ny mpitaingina izany no nomena alalana

Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanome alalana ilay mpitaingina" na "nandray olona ny mpitaingina azy"

Io mpitaingina io dia nomena sabatra lehibe

"Io mpitaingina io dia nandray sabatra lehibe" na "Andriamanitra dia nanome sabatra lehibe an'io mpitaingina io"