# ny tombo-kase faharoa "ny tombo-kase manaraka" na "ny tombo-kase laharana faharoa" # ny zava-manan'aina faharoa " ny zava-manan'aina manaraka" na " ny zava-manan'aina laharana faharoa" # mirehitra mena "mirehitra mena tahaka ny afo" na "namiratra mena" # Ny mpitaingina izany no nomena alalana Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanome alalana ilay mpitaingina" na "nandray olona ny mpitaingina azy" # Io mpitaingina io dia nomena sabatra lehibe "Io mpitaingina io dia nandray sabatra lehibe" na "Andriamanitra dia nanome sabatra lehibe an'io mpitaingina io"