plt_tn/rev/04/06.md

450 B

ranomasina fitaratra

Afaka atao mazava tsara hoe: 1) ny ranomasina dia resahina toy ny hoe fitaratra. DH: "ranomasina izay malama tahaka ny fitaratra" na 2) ny fitaratra dia resahina toy ny hoe ranomasina. DH: "fitaratra izay midadasika tahaka ny ranomasina"

tahaka ny kristaly

Afaka atao mazava tsara hoe: "mazava tahaka ny kristaly"

teo afovoan'ny seza fiandrianana sy nanodidina izany

"Akaikin'ny seza fiandrianana sy nanodidina izany"