# ranomasina fitaratra Afaka atao mazava tsara hoe: 1) ny ranomasina dia resahina toy ny hoe fitaratra. DH: "ranomasina izay malama tahaka ny fitaratra" na 2) ny fitaratra dia resahina toy ny hoe ranomasina. DH: "fitaratra izay midadasika tahaka ny ranomasina" # tahaka ny kristaly Afaka atao mazava tsara hoe: "mazava tahaka ny kristaly" # teo afovoan'ny seza fiandrianana sy nanodidina izany "Akaikin'ny seza fiandrianana sy nanodidina izany"