plt_tn/rev/04/04.md

753 B

loholona efatra amby roapolo

"loholona 24"

satro-boninahitra volamena

Tahaka ny fehiloha vita amin'ny sampan'oliva na ravin-javatra, notefena tamin'ny volamena. Ny satro-boninahitra tahaka izany, vita tamin'ny ravina, dia nomena ireo atleta mpandresy mba hatao eo amin'ny lohan'izy ireo.

tsela-pahazavana

Ampiasao eto ny teny izay mamaritra ny tselatra amin'ny fitenim-paritrao rehefa miseho izany.

kotroka, ary kotro-baratra

Feo mahery ataon'ny kotroka. Ampiasao eto ny teny izay mamaritra ny feon'ny kotroka amin'ny fitenim-paritrao.

fanahy fiton'Andriamanitra

Ny isa fito dia famantaran'ny fahafenoana sy fahalavorariana. Ireo "fanahy fito" dia maneho na ny Fanahin'Andriamanitra na ireo fanahy fito izay manompo an'Andriamanitra.