plt_tn/rev/04/04.md

20 lines
753 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# loholona efatra amby roapolo
"loholona 24"
# satro-boninahitra volamena
Tahaka ny fehiloha vita amin'ny sampan'oliva na ravin-javatra, notefena tamin'ny volamena. Ny satro-boninahitra tahaka izany, vita tamin'ny ravina, dia nomena ireo atleta mpandresy mba hatao eo amin'ny lohan'izy ireo.
# tsela-pahazavana
Ampiasao eto ny teny izay mamaritra ny tselatra amin'ny fitenim-paritrao rehefa miseho izany.
# kotroka, ary kotro-baratra
Feo mahery ataon'ny kotroka. Ampiasao eto ny teny izay mamaritra ny feon'ny kotroka amin'ny fitenim-paritrao.
# fanahy fiton'Andriamanitra
Ny isa fito dia famantaran'ny fahafenoana sy fahalavorariana. Ireo "fanahy fito" dia maneho na ny Fanahin'Andriamanitra na ireo fanahy fito izay manompo an'Andriamanitra.