plt_tn/rev/03/12.md

491 B

izay mandresy

Izany dia maneho an'izay rehetra mandresy. DH: "izay rehetra mahatohitra ny ratsy" na "ireo izay tsy miray hevitra amin'ny ratsy"

andry eo amin'ny tempolin'ny Andriamanitro

Ny "andry" dia maneho ny ampahany manan-danja sy maharitry ny fanjakan'Andriamanitra. DH: "matanjaka tahaka ny andry ao amin'ny tempolin'ny Andriamanitro"

Aoka izay manan-tsofina hihaino

Ny fahafahana mihaino dia resahina toy ny hoe manan-tsofina. DH: "Raha manan-tsofina ianao, dia mihainoa"