plt_tn/rev/03/12.md

12 lines
491 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay mandresy
Izany dia maneho an'izay rehetra mandresy. DH: "izay rehetra mahatohitra ny ratsy" na "ireo izay tsy miray hevitra amin'ny ratsy"
# andry eo amin'ny tempolin'ny Andriamanitro
Ny "andry" dia maneho ny ampahany manan-danja sy maharitry ny fanjakan'Andriamanitra. DH: "matanjaka tahaka ny andry ao amin'ny tempolin'ny Andriamanitro"
# Aoka izay manan-tsofina hihaino
Ny fahafahana mihaino dia resahina toy ny hoe manan-tsofina. DH: "Raha manan-tsofina ianao, dia mihainoa"