plt_tn/rev/02/14.md

24 lines
772 B
Markdown

# Fa manan-teny kely aminao Aho
"Tsy miray hevitra aminao Aho noho ireo zavatra kely izay nataonao" na "Tezitra aminao Aho noho ireo zavatra kely nataonao."
# mitana mafy ny fampianaran'ny Balama
Ny mety ho dikany: 1) izay mampita ny fampianaran'i Balama" na 2) izay manao ireo nampianarin'i Balama."
# Balaka
Anarana mpanjaka iray.
# izay nampianatra an'i Balaka hametraka fanafintohinana eo anoloan'ny zanak'Israely
Zavatra izay mitarika ny olona hanota dia resahina toy ny hoe vato iray eo amin'ny lalana ka mahatafintohina ny olona. DH: "izay nampiseho an'i Balaka hoe ahoana no hampahatonga ny vahoakan'Israely hanota"
# fijangajangana
"manota amin'ny fijangajangana"
# Nikolaita
olona izay manaraka ny fampianaran'ny lehilahy iray antsoina hoe: Nikolaosa