plt_tn/rev/02/14.md

772 B

Fa manan-teny kely aminao Aho

"Tsy miray hevitra aminao Aho noho ireo zavatra kely izay nataonao" na "Tezitra aminao Aho noho ireo zavatra kely nataonao."

mitana mafy ny fampianaran'ny Balama

Ny mety ho dikany: 1) izay mampita ny fampianaran'i Balama" na 2) izay manao ireo nampianarin'i Balama."

Balaka

Anarana mpanjaka iray.

izay nampianatra an'i Balaka hametraka fanafintohinana eo anoloan'ny zanak'Israely

Zavatra izay mitarika ny olona hanota dia resahina toy ny hoe vato iray eo amin'ny lalana ka mahatafintohina ny olona. DH: "izay nampiseho an'i Balaka hoe ahoana no hampahatonga ny vahoakan'Israely hanota"

fijangajangana

"manota amin'ny fijangajangana"

Nikolaita

olona izay manaraka ny fampianaran'ny lehilahy iray antsoina hoe: Nikolaosa