plt_tn/rev/02/12.md

710 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no fiatombohan'ny hafatry ny Zanak'Olona mankany amin'ny anjelin'ny fiangonana ao Pergamosy.

Pergamosy

Anaran-tanàna iray ao Asia, izay Torkia amin'izao fotoana izao.

sabatra roa lela

maranitra amin'ny sisiny roa mba samy hanapaka amin'ny ilany roa.

seza fiandrianan'i Satana

Ny mety ho dikany: 1) Fahefan'i Satana sy fitarihan-dratsy amin'ny olona, na 2) any amin'ny toerana izay Satana no manapaka.

mitana mafy ny anarako ianao

Mino mafy izay resahina toy ny hoe mitana mafy. DH: "mino mafy Ahy ianao"

tsy nandà ny finoanao ahy ianao

"Ny finoana" dia afaka tao hoe "mino." DH: "tsy nijanona nino Ahy ianao"

Antipasy

Anaran'ilay lehilahy.