plt_tn/rev/02/12.md

28 lines
710 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no fiatombohan'ny hafatry ny Zanak'Olona mankany amin'ny anjelin'ny fiangonana ao Pergamosy.
# Pergamosy
Anaran-tanàna iray ao Asia, izay Torkia amin'izao fotoana izao.
# sabatra roa lela
maranitra amin'ny sisiny roa mba samy hanapaka amin'ny ilany roa.
# seza fiandrianan'i Satana
Ny mety ho dikany: 1) Fahefan'i Satana sy fitarihan-dratsy amin'ny olona, na 2) any amin'ny toerana izay Satana no manapaka.
# mitana mafy ny anarako ianao
Mino mafy izay resahina toy ny hoe mitana mafy. DH: "mino mafy Ahy ianao"
# tsy nandà ny finoanao ahy ianao
"Ny finoana" dia afaka tao hoe "mino." DH: "tsy nijanona nino Ahy ianao"
# Antipasy
Anaran'ilay lehilahy.