plt_tn/rev/02/06.md

488 B

Nikolaita

olona izay manaraka ny fampianaran'ny lehilahy iray antsoina hoe: Nikolaosa

Aoka izay manan-tsofina hihaino

Ny fahafahana mihaino dia resahina toy ny hoe manan-tsofina. DH: "Raha manan-tsofina ianao, dia mihainoa"

ilay iray izay maharesy

Izany dia maneho an'izay rehetra mandresy. DH: "izay rehetra mahatohitra ny ratsy" na "ireo izay tsy miray hevitra amin'ny ratsy"

ny paradisan' Andriamanitra

"Ny zaridainan'Andriamanitra." Izany dia marika maneho ny lanitra.