# Nikolaita olona izay manaraka ny fampianaran'ny lehilahy iray antsoina hoe: Nikolaosa # Aoka izay manan-tsofina hihaino Ny fahafahana mihaino dia resahina toy ny hoe manan-tsofina. DH: "Raha manan-tsofina ianao, dia mihainoa" # ilay iray izay maharesy Izany dia maneho an'izay rehetra mandresy. DH: "izay rehetra mahatohitra ny ratsy" na "ireo izay tsy miray hevitra amin'ny ratsy" # ny paradisan' Andriamanitra "Ny zaridainan'Andriamanitra." Izany dia marika maneho ny lanitra.