plt_tn/rev/02/03.md

870 B

nohon'ny amin'ny anarako

"satria mino amin'ny anarako ianao" na "satria mino Ahy ianao"

ary tsy nilavo lefona ianao

Ny kivy dia resahana hoe reraka. DH: "tsy lasa kivy ianao"

manohitra anao aho

"Tsy miray hevitra aminao aho noho izany" na "Tezitra aminao aho noho izany"

namela ny fitiavanao voalohany ianao

Ny fanajanonana ny fanaovana zavatra iray dia resahina toy ny hoe mamela izany. Ny fitiavana dia resahana toy ny hoe zavatra iray izay afaka avela. DH: "tsy nitia Ahy toy izay nataonao tany am-boalohany intsony ianao "

ny toerana izay nahalavo anao

Ny tsy fitiavan'izy ireo intsony dia resahana toy ny hoe fahalavoana. DH: "toy ny ahoana ny fiovanao" na "toy ny ahoana ny fitiavanao Ahy"

Fa raha tsy mibebaka ianao

"Raha tsy mifona ianao"

hanala ireo fanaovan-jironao

Ireo fanaovan-jiro dia marika izay maneho an'ireo fiangonana fito.