forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
870 B
Markdown
28 lines
870 B
Markdown
|
# nohon'ny amin'ny anarako
|
||
|
|
||
|
"satria mino amin'ny anarako ianao" na "satria mino Ahy ianao"
|
||
|
|
||
|
# ary tsy nilavo lefona ianao
|
||
|
|
||
|
Ny kivy dia resahana hoe reraka. DH: "tsy lasa kivy ianao"
|
||
|
|
||
|
# manohitra anao aho
|
||
|
|
||
|
"Tsy miray hevitra aminao aho noho izany" na "Tezitra aminao aho noho izany"
|
||
|
|
||
|
# namela ny fitiavanao voalohany ianao
|
||
|
|
||
|
Ny fanajanonana ny fanaovana zavatra iray dia resahina toy ny hoe mamela izany. Ny fitiavana dia resahana toy ny hoe zavatra iray izay afaka avela. DH: "tsy nitia Ahy toy izay nataonao tany am-boalohany intsony ianao "
|
||
|
|
||
|
# ny toerana izay nahalavo anao
|
||
|
|
||
|
Ny tsy fitiavan'izy ireo intsony dia resahana toy ny hoe fahalavoana. DH: "toy ny ahoana ny fiovanao" na "toy ny ahoana ny fitiavanao Ahy"
|
||
|
|
||
|
# Fa raha tsy mibebaka ianao
|
||
|
|
||
|
"Raha tsy mifona ianao"
|
||
|
|
||
|
# hanala ireo fanaovan-jironao
|
||
|
|
||
|
Ireo fanaovan-jiro dia marika izay maneho an'ireo fiangonana fito.
|