plt_tn/psa/148/013.md

842 B

ny anaran'i Yaveh izy ireo, fa ny Anarany irery ihany

Eto ny teny "anarana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "an'i Yaveh izy ireo,fa Izy irery ihany"

ny voninahiny hihitatra manerana ny tany sy ny lanitra

Ny mpanoratra miteny ny fahalehibiazan'i Yaveh ho ny voninahiny avo ambonin'ny tany aman-danitra.

Efa nanandratra ny tandroky ny olony Izy

Ny mpanoratra miteny ny tanjaka toy ny hoe tandroka biby iray izany. Ny fanandratana tandroka biby dia mari-pamantarana izay maneho ny fandresena ara-miaramila. DH: "Efa nampatanjaka ny vahoakany Izy" na "Efa nanome fandresena ho an'ny vahoakany Izy"

ho fiderana ho an'ny olony mahatoky

"mba hidera Azy ny mahatokiny rehetra"

ilay vahoaka akaiky Azy

Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh mitia ny vahoakany toy ny hoe akaiky azy mivantana ny vahoakany. DH: "ny vahoaka tiany"