# ny anaran'i Yaveh izy ireo, fa ny Anarany irery ihany Eto ny teny "anarana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "an'i Yaveh izy ireo,fa Izy irery ihany" # ny voninahiny hihitatra manerana ny tany sy ny lanitra Ny mpanoratra miteny ny fahalehibiazan'i Yaveh ho ny voninahiny avo ambonin'ny tany aman-danitra. # Efa nanandratra ny tandroky ny olony Izy Ny mpanoratra miteny ny tanjaka toy ny hoe tandroka biby iray izany. Ny fanandratana tandroka biby dia mari-pamantarana izay maneho ny fandresena ara-miaramila. DH: "Efa nampatanjaka ny vahoakany Izy" na "Efa nanome fandresena ho an'ny vahoakany Izy" # ho fiderana ho an'ny olony mahatoky "mba hidera Azy ny mahatokiny rehetra" # ilay vahoaka akaiky Azy Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh mitia ny vahoakany toy ny hoe akaiky azy mivantana ny vahoakany. DH: "ny vahoaka tiany"