plt_tn/psa/148/005.md

346 B

Aoka hidera ny anaran'i Yaveh ireo

Eto ny teny "anarana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "Aoka ireo hidera an'i Yaveh"

Namoaka didy izay tsy hiova mihintsy Izy

Ireo mety ho heviny dia 1) "Nanome didy izay maharitra hatrany Izy" na 2) "nanome didy izay ho ankatoavin'izy ireo Izy."

Namoaka

"nanome," tahaka ny mpanjaka manome