# Aoka hidera ny anaran'i Yaveh ireo Eto ny teny "anarana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "Aoka ireo hidera an'i Yaveh" # Namoaka didy izay tsy hiova mihintsy Izy Ireo mety ho heviny dia 1) "Nanome didy izay maharitra hatrany Izy" na 2) "nanome didy izay ho ankatoavin'izy ireo Izy." # Namoaka "nanome," tahaka ny mpanjaka manome