plt_tn/psa/148/001.md

397 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Miderà an'i Yaveh, ianareo any an-danitra ... ianareo any amin'ny avo

"Miderà an'i Yaveh, ianareo any an-danitra ... ianareo any amin'ny avo." Ireo andalana roa ireo dia mifanindry lalana, miaraka ain'ny teny "ny avo" izay mitovy dika amin'ny "ny lanitra" tao amin'ny andalana teo aloha.