# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # MiderĂ  an'i Yaveh, ianareo any an-danitra ... ianareo any amin'ny avo "MiderĂ  an'i Yaveh, ianareo any an-danitra ... ianareo any amin'ny avo." Ireo andalana roa ireo dia mifanindry lalana, miaraka ain'ny teny "ny avo" izay mitovy dika amin'ny "ny lanitra" tao amin'ny andalana teo aloha.