plt_tn/psa/147/017.md

718 B

Mizara ny havandra toy ny poti-javatra Izy

Tsotra min'i Yaveh tahaka ny olona mampiely poti-mofo ny mapiely havandra. DH: "Mizara havandra mora foana Izy, tahaka ny hoe poti-javatra"

Mizara Izy

"Mandefa Izy"

havandra

ranomandry madinikakely izay milatsaka toy ny orana avy amin'ny habakabaka

iza no hahazaka ny hatsiaka alefany?

Ny mpanoratra mampiasa ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa sarotra ny miharitra ny toetrandro mangatsiaka izay ataon'i Yaveh. DH: "tsy misy afa-miaina amin'ny hatsiaka alefany."

Mandefa ireo didiny Izy ary mampiempo izany

Ny mpanoratra miteny ny fandidian'i Yaveh toy ny hoe irany. Ny teny "didy" dia azo adika ho matoanteny. DH: "Mandidy ny ranomandry hiempo Izy"