plt_tn/psa/147/017.md

20 lines
718 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mizara ny havandra toy ny poti-javatra Izy
Tsotra min'i Yaveh tahaka ny olona mampiely poti-mofo ny mapiely havandra. DH: "Mizara havandra mora foana Izy, tahaka ny hoe poti-javatra"
# Mizara Izy
"Mandefa Izy"
# havandra
ranomandry madinikakely izay milatsaka toy ny orana avy amin'ny habakabaka
# iza no hahazaka ny hatsiaka alefany?
Ny mpanoratra mampiasa ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa sarotra ny miharitra ny toetrandro mangatsiaka izay ataon'i Yaveh. DH: "tsy misy afa-miaina amin'ny hatsiaka alefany."
# Mandefa ireo didiny Izy ary mampiempo izany
Ny mpanoratra miteny ny fandidian'i Yaveh toy ny hoe irany. Ny teny "didy" dia azo adika ho matoanteny. DH: "Mandidy ny ranomandry hiempo Izy"