plt_tn/psa/146/003.md

641 B

amin'ireo andriana

Eto ny "andriana" dia maneho an'ireo loholona rehetra.

amin'olombelona, dia amin'izay tsy misy famonjena

Ny anarana "famonjena" dia azo adika ho "mamonjy." DH: "na amin'iza na amin'iza satria tsy afaka ny hamonjy anao izy ireo"

amin'olombelona

"amin'olona"

Rehefa mitsahatra ny fofonain'ny olona iray

Ity dia fomba mihaja hanondroana olona hofaty. DH: "Rehefa maty ny olona iray"

dia hody amin'ny tany izy

Izany dia midika fa tahaka ny namoronan'Andriamanitra ny olombelona voalohany tamin'ny vovo-tany ihany, dia Adama izany, no hahatonga ny nofon'ny olona ho lo ka hody vovoka indray rehefa maty izy.