plt_tn/psa/146/003.md

20 lines
641 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# amin'ireo andriana
Eto ny "andriana" dia maneho an'ireo loholona rehetra.
# amin'olombelona, dia amin'izay tsy misy famonjena
Ny anarana "famonjena" dia azo adika ho "mamonjy." DH: "na amin'iza na amin'iza satria tsy afaka ny hamonjy anao izy ireo"
# amin'olombelona
"amin'olona"
# Rehefa mitsahatra ny fofonain'ny olona iray
Ity dia fomba mihaja hanondroana olona hofaty. DH: "Rehefa maty ny olona iray"
# dia hody amin'ny tany izy
Izany dia midika fa tahaka ny namoronan'Andriamanitra ny olombelona voalohany tamin'ny vovo-tany ihany, dia Adama izany, no hahatonga ny nofon'ny olona ho lo ka hody vovoka indray rehefa maty izy.