plt_tn/psa/146/001.md

473 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Miderà an'i Yaveh, ry fanahiko

Eto ny "fanahy" dia maneho ny anaty amin'ny mpanoratra. Ny mpanoratra mandidy ny anatiny mba hidera an'i Yaveh. Azo avadika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Hidera an'i Yaveh amin'ny fanahiko rehetra aho" na "Hidera an'i Yaveh amin'ny fiainako rehetra aho"

amin'ny fiainako rehetra

"mandra-pahafatiko" na "raha mbola velona koa"