plt_tn/psa/146/001.md

12 lines
473 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Miderà an'i Yaveh, ry fanahiko
Eto ny "fanahy" dia maneho ny anaty amin'ny mpanoratra. Ny mpanoratra mandidy ny anatiny mba hidera an'i Yaveh. Azo avadika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Hidera an'i Yaveh amin'ny fanahiko rehetra aho" na "Hidera an'i Yaveh amin'ny fiainako rehetra aho"
# amin'ny fiainako rehetra
"mandra-pahafatiko" na "raha mbola velona koa"