plt_tn/psa/143/009.md

16 lines
551 B
Markdown

# mandositra hiery eny aminao aho
Ireo mety ho heviny dia 1) "mandositra Anao aho mba ahafahako miery" ary 2) "mandositra Anao aho mba hanafenanao sy hiarovanao ahy."
# hanao ny sitraponao
"hanao izay tianao hataoko"
# hitarika ahy any amin'ny tanin'ny fahitsiana
Ireo mety ho heviny dia 1) "ampio aho hiaina amim-pahamarinana" na 2) "ho lavitry ny fahoriana anie ny fiainako"
# ny tanin'ny fahitsiana
Ireo mety ho heviny dia 1) izany dia sarinteny ho an'ny fiainana marina na 2) "tany marina," sarinteny ho an'ny fiainana lavitry ny fahoriana