# mandositra hiery eny aminao aho Ireo mety ho heviny dia 1) "mandositra Anao aho mba ahafahako miery" ary 2) "mandositra Anao aho mba hanafenanao sy hiarovanao ahy." # hanao ny sitraponao "hanao izay tianao hataoko" # hitarika ahy any amin'ny tanin'ny fahitsiana Ireo mety ho heviny dia 1) "ampio aho hiaina amim-pahamarinana" na 2) "ho lavitry ny fahoriana anie ny fiainako" # ny tanin'ny fahitsiana Ireo mety ho heviny dia 1) izany dia sarinteny ho an'ny fiainana marina na 2) "tany marina," sarinteny ho an'ny fiainana lavitry ny fahoriana