forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.1 KiB
Markdown
36 lines
1.1 KiB
Markdown
# reraka ny fanahiko
|
|
|
|
"osa aho" na "kivy tanteraka aho" (UDB)
|
|
|
|
# Aza manafina ny tavanao amiko
|
|
|
|
Ity dia fangatahana. "Miangavy Anao aho, aza miafina amiko" na "Aza mba miafina amiko re"
|
|
|
|
# Aza manafina ny tavanao amiko
|
|
|
|
Ny mpanao salamo miteny an'i Yaveh mandà ny hanao izay angatahan'ny mpanao salamo toy ny hoe Yaveh mandà na dia ny hijery ihany ny mpanao salamo aza. DH: "Aza mandà ny hihaino ahy" na "Mba henoy re aho"
|
|
|
|
# ho lasa toy ireo izay midina any an-davaka aho
|
|
|
|
"Ho tonga olona maty hafa tsotr'izao aho"
|
|
|
|
# Aoka ho reko ny famindram-ponao amin'ny maraina
|
|
|
|
"Ataovy mandre ny famindramponao aho" na "Lazao ahy ny famindramponao"
|
|
|
|
# amin'ny maraina
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "amin'ny maraina," amin'ny fotoan izay heverin'ny olona maro fa tsara indrindra hivavahana, na 2) "isa-maraina," isan'andro.
|
|
|
|
# Atoroy ahy
|
|
|
|
"Lazao ahy"
|
|
|
|
# ny lalana tokony aleha
|
|
|
|
Ny mpanao salamo miteny ny fomba fiaina toy ny hoe lalana izay alehan'izy ireo. DH: "ny fomba tianao hiainako"
|
|
|
|
# fa manandratra ny fanahiko aminao aho
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "mivavaka aminao aho" na 2) "mino aho fa hitarika ahy sy hiaro ahy Ianao"
|