plt_tn/psa/143/003.md

16 lines
237 B
Markdown

# Nanenjika ny fanahiko
"nihaza ahy mba hisamborana ahy"
# nanosika ahy tamin'ny tany
"nandavo ahy tanteraka" (UDB)
# Ketraka anaty ny fanahiko
"Osa aho" na "Kivy tanteraka aho"
# mamoy fo aho
"tsy manana fanantenana intsony aho"