# Nanenjika ny fanahiko "nihaza ahy mba hisamborana ahy" # nanosika ahy tamin'ny tany "nandavo ahy tanteraka" (UDB) # Ketraka anaty ny fanahiko "Osa aho" na "Kivy tanteraka aho" # mamoy fo aho "tsy manana fanantenana intsony aho"