plt_tn/psa/142/003.md

28 lines
833 B
Markdown

# ketraka anaty ny fanahiko
"osa aho" na "kivy taneraka aho"
# Ianao mahalala ny lalako
"Ianao mahalala ny lalana tokony alehako." Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe izay ataon'olona iray dia lalana izay nodiavin'izany olona izany hatramin'izay. DH: "Ianao mahalala ny lalana tokony hiainako"
# Eny amin'ny lalana izay hizorako no efa nanafenan'izy ireo fandrika ho ahy
Ny mpanao salamo miteny ny olona maniry hamely azy toy ny hoe mitady hamandrika biby. DH: "Izy ireo manao fikasana mba hahafahany mamely ahy amin'izay ataoko rehetra"
# ny fiainako
Ity dia sarinteny ho an'ny "izaho."
# Niantso mafy Anao aho
Ity dia antso vonjy. DH: "Niantso vonjy taminao"
# anjarako
Ireo mety ho heviny dia 1) "no hany ilaiko" na 2) "no hany iriako" na 3) "no hany ananako"
# eny amin'ny tanin'ny velona
"raha mbola velona koa aho"