plt_tn/psa/142/003.md

833 B

ketraka anaty ny fanahiko

"osa aho" na "kivy taneraka aho"

Ianao mahalala ny lalako

"Ianao mahalala ny lalana tokony alehako." Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe izay ataon'olona iray dia lalana izay nodiavin'izany olona izany hatramin'izay. DH: "Ianao mahalala ny lalana tokony hiainako"

Eny amin'ny lalana izay hizorako no efa nanafenan'izy ireo fandrika ho ahy

Ny mpanao salamo miteny ny olona maniry hamely azy toy ny hoe mitady hamandrika biby. DH: "Izy ireo manao fikasana mba hahafahany mamely ahy amin'izay ataoko rehetra"

ny fiainako

Ity dia sarinteny ho an'ny "izaho."

Niantso mafy Anao aho

Ity dia antso vonjy. DH: "Niantso vonjy taminao"

anjarako

Ireo mety ho heviny dia 1) "no hany ilaiko" na 2) "no hany iriako" na 3) "no hany ananako"

eny amin'ny tanin'ny velona

"raha mbola velona koa aho"