plt_tn/psa/142/001.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Maskila

Izany dia mety ho manondro karazana mozika. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1.

zohy

Toerana malalaka ambany tany ampy hivezivezen'ny olona"

itarainako famonjena amin'i Yaveh ... iangaviako ny fankasitrahan'i Yaveh

Raha mitovy tanteraka ireo andalana roa ireo dia mety ho hevitra diso no azon'ny mpamaky, Azonao adika ho andalana iray ihany izany.

Amin'ny feoko

"Amin'ny fampiasana ny feoko"

Ampidiniko eo anoloany ny fitarainako ... lazaiko aminy ireo fahoriako

Raha mitovy tanteraka ireo andalana roa ireo dia mety ho hevitra diso no azon'ny mpamaky, Azonao adika ho andalana iray ihany izany.

Ampidiniko eo anoloany ny fitarainako

Ny mpanao salamo miteny ny fitantarana amin'i Yaveh ny antony mampalahelo azy toy ny hoe mandraraka ny rano rehetra avy amin'ny fitoerany. DH: "Holazaiko aminy avokoa ny antony mampalahelo ahy"

lazaiko aminy ireo fahoriako

hilaza aminy ny amin'ny zava-drehetra izay mampanahy ahy"