plt_tn/psa/142/001.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Maskila
Izany dia mety ho manondro karazana mozika. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1.
# zohy
Toerana malalaka ambany tany ampy hivezivezen'ny olona"
# itarainako famonjena amin'i Yaveh ... iangaviako ny fankasitrahan'i Yaveh
Raha mitovy tanteraka ireo andalana roa ireo dia mety ho hevitra diso no azon'ny mpamaky, Azonao adika ho andalana iray ihany izany.
# Amin'ny feoko
"Amin'ny fampiasana ny feoko"
# Ampidiniko eo anoloany ny fitarainako ... lazaiko aminy ireo fahoriako
Raha mitovy tanteraka ireo andalana roa ireo dia mety ho hevitra diso no azon'ny mpamaky, Azonao adika ho andalana iray ihany izany.
# Ampidiniko eo anoloany ny fitarainako
Ny mpanao salamo miteny ny fitantarana amin'i Yaveh ny antony mampalahelo azy toy ny hoe mandraraka ny rano rehetra avy amin'ny fitoerany. DH: "Holazaiko aminy avokoa ny antony mampalahelo ahy"
# lazaiko aminy ireo fahoriako
hilaza aminy ny amin'ny zava-drehetra izay mampanahy ahy"